AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 649
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 21
Desire : fito ny zanany dia : Emma ; niteraka an’i Andry, Haja, Alpha ary Nathalia . Nini : niteraka an’i Michel, Anja, Fabrice ary i Olivia .Olga : niteraka an’i Omega sy Tolotra . Hery : niteraka an’i Angelo sy Nantenaina . Fano : niteraka an’i Nala, Bema, Lova, Sophia . Liva . Mano . Eto Antananarivo sy  ao Ambositra Sud caserne ry zareo no mipetraka .
Jean : telo ny naterany dia Solo :  niteraka an’i Nambinina, Avotra, ao Ivato Antananarivo . Odile , niteraka an’i Cloé sy Sambatra  izay monina any Frantsa
Fafah : niteraka an’i Fandresena sy Fenitra ao Ivato Antananarivo .
4.Rtoa Razafimalala  sy Tsilainga Jean Louis : niteraka roa dia :
Jeanne Vololoniaina ( Zazah ) ; monina any Frantsa tsy hay ny taranany sy
Andriamalala Etienne  : niteraka 6 izy dia , Prisca :  niteraka an’i Brayan
Omega : niteraka an’i Lucia sy Doda . Princia . Mickael ary Zaime, izy 4 mianadahy ireo kosa  tsy mbola niteraka. Ao Sud Caserne no misy azy ireo
5.Atoa Randrianoelina Alfred  sy Ravaosolo ; avy any Imady : niteraka valo dia
Julien . Berthe . Dauphine . Henriette . Joël . Noeline . Hanitriniala . Jeanette
Miparitaka be ry zareo satria misy , any Anivorano - Brickaville, Toamasina
6.Rtoa Ravoniarisoa sy Rakoto Joseph : 5 no naterany dia :
Mino : niteraka an’i Tahiana, Rindra, Njaka, Tantely, Tahiry, Nini. Ao   Antsirabe , Antananarivo sy Toliary ry zareo ary any Faradofay .
Nirina : niteraka an’i Milanto, Fara ary Landy . Izy kosa dia efa  Solombavam-bahoaka TIM ; ny taona ( 2008 - 2009  ) tao Ambatofinandrahana.  Efa C.T 2012 ihany koa .
Lalao : niteraka an’i Ony, Malala, Henintsoa , Malalatiana, Zo. Any Faradofay ; Moramanga, Antananarivo , ary any Frantsa . Efa Ben’ny Tanàna tao Moramanga ny andefimandriny .
Coco : niteraka an’i Anja Nomena sy Mano
Yvonne : niteraka an’i Anja, Voninahitra, Rija, Ranto, Cyntia. Eto Antananarivo
7.Rtoa Ravaoarinelina Margueritte  sy Simon Petera : niteraka 5 :
Pierre Nelson . Mano . Dadah . Solofo . Joel .
Monina ao Toamasina ry zareo, tsy hay ny taranany
8.Rtoa Manoelina  sy Rathomas ; avy ao Ambatolampy Antsirabe : niteraka 5 dia :
Arsene : niteraka an’i valisoa, Lovasoa, Nehemia, Rebecca, Misandratra, Maria ary Volamena. Ao Sud caserne ry zareo .
: Line ; Koto ; Jean Marie . Doda , misy iray tsy fantatra ny anarany
9.Atoa Razakarison  sy Raliza ; avy ao Andina Ambositra : 9 ny naterany dia :
Vola  : niteraka an’i Jonathan sy Fahasoavana
Fidy  : tsy mbola niteraka
Ndrita : tsy mbola niteraka
649 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.082