AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 654
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 22
Naina  :  niteraka an’i Narindra sy Rova
Dadah  : niteraka an’i Tafita sy Emma, Mahelina ary Fiderana
Hanitra  : niteraka an’i Tojo, Mendrika, Hasina, Jocelyn
Rivo : niteraka an’i Fitahiana. Gendarma etsy Ivato
Belo,  tsy mbola niteraka
Pota , tsy mbola niteraka
Ao Sud Caserne sy Ambohimahasoa ; ary Ivato Antananarivo  ny taranany
10.Atoa Ralaivao Emilson  sy  Martha ; avy eny Sandrandahy : tokana ny zanany dia : Ralaivao Nirina Emilson , Mpampianatra amin’ny Misiona Katolika , niteraka an’i Hanitriniavo; Sitraka : Nomena : Davida : Daniel ; Elie. Ao Sud caserne sy Antananarivo .
11.Rtoa Ravaondriaka Noëline  sy  Rasamoelina :  Fito no naterany
Razafimbelo Jean Seth  sy Samoeline . Marovoay
Razafiarivelo Jeannette sy Noordine Abdul  . Ivato
Randrianaivoravelojaona Emmanuel sy Rasoamalala. Marovoay
Amady Beta sy Razanadriaka Odette Samuëline. Marovoay
Razafimamonjy Henriette Noëline . Talatamaty
Ravelonjanahary Clairette . Mahanjanga
Rabemananjara Samuël sy Hery . Mamory Ivato
  Ao Ambositra Sud  Caserne  sy Ivato ry zareo
12.Atoa Rafalimanana : niteraka roa izy dia :  Honoré  : niteraka an’i Neny ; Bolo ary  Soloarilala any Maevatanana     izy  kosa  dia  mampianatra ; ary Rahely
tsy fantatra ny taranany .
13.Atoa Rafaralahy Berthin  sy Nivo : efatra ny zanany :
Lala  : niteraka an’i Tsinjo sy Lalaiko. Ny Jeneraly Zaza no andefimandriny
Mamie  : niteraka an’i Lanto;  Voahangy ; Mihajatiana ; Ny Aina ; Sarobidy.
Zoé : niteraka an’i Valisoa
Fara : tsy mbola niteraka
Ao Nord caserne sy Antananarivo .
14.Rtoa Rasoazanany Joeline sy  Rafiliposon Rakoto ; avy any Fandriana : Roa ny azy no naterany dia :
Aimée , tsy mbola niteraka. Kolonely Firaisana ny andefimandriny
Soa : niteraka an’i Manitra sy Andy ary Hasina. Journalista ny andefimandriny
Ao Antananarivo avokoa . Ivandry sy ao Iavoloha
15.Rtoa Ravaonarivo Berthe sy Ralaiboto Charles : niteraka enina
Charlotte : niteraka an’i Brayan sy Sandrine izay monina any Frantsa
Berthelot : « Ouvrage métalique » niteraka an’i Narindra sy Hanitra  eto Antananarivo .
Tolotra : Gendarma , niteraka an’i Santatra, Avotra ary Tafita . Ambohimiadana
Isidore : Gendarma , niteraka an’i Ando sy Rojo
654 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849