AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 653
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 20
10.Atoa Razakarison
11.Atoa Ralaivao Emilson
12.Rtoa Ravaondriaka
13.Atoa Rafalimanana
14.Rtoa Rafaralahy Berthin
15.Rtoa Rasoazanany Joeline
16.Rtoa Ravaonarivo Berthe
Ireto  avy  ary  ny  taranak’izy  ireo :  
Atoa Ramanoelina Celestin : Enina mianadahy no naterany ; dia :
. Mano : roa ny zanany dia i Leda sy Hery
. Rafanomezantsoa : efatra ny zanany dia i Tiana, Laza, Denie, Clavier
. Bemanantsoa : 1 ny zanany dia i Ndriantsoa
. Ranjanahary Fanja  : niteraka 4 saingy Nirina ihany no fantatra
. Menja : fito ny zanany  dia i Andry , hery, Jacky, Mamy, Tiana, Njara , tsy tadidy ny iray .
.Randrianoely : Niteraka 11 be izao  : Randriamizaka Noelson Daniel ; Rasoanirina ; Rakotonjanahary Celestin ; Rasoarimalala Jeanine ; Razafindravola ; Razafimalala Noeline ; Andriamanoelinarivo ; Rasoamalalanindrainy Marie ; Razafindramaha Andrianoely ; Andrianoelison Malala ; Razafindrabozy Mariette . Ireo taranaka ireo dia nonina eny Ambohibary Iary. Tombanana ho 80 eo ho eo ry zareo.
1.Atoa Randrianarivo Emmanuel  sy Rasoanantoandro : Lahitokana , dia : Ravelontsalama Andrianarivo Richard : kosa dia valo mianadahy  no naterany  ao Antananarivo   . Naka vady hafa , avy any amin’ny Faritra Sava izy ; izay zanaka ampanjaka tany an-toerana . Niteny tamin’ny vinantony izy fa tsy hody any Ambositra intsony ary tsy hiverina any . Niterahany iray io zanaka ampanjaka io dia : Andrianarivo Nirina Odette : Marihana fa tena nanan-karena tokoa io Randrianarivo Emmanuel io . Mpiasan’ny fahasalamana izy ary nandray ny toeran’ny mpitsabo mpanampy . Felicité ny zafikeliny; monina ao Ambanja izy .
2.Rtoa Razananoely sy Randrianirina : niteraka 4 dia :
Lisy : niteraka an’izy 5 mianadahy , efa « Sous Prefet » tao Antsirabe sy tao Fianarantsoa ny andefimandriny. Efa senatera ihany koa  ;Felana : niteraka an’i Tendry, Anjara  ao Fianarantsoa .Tiana . Fenosoa . Lisy .Voahangy
George :   niteraka telo ; dia Manova sy Anja ary Toky. Ao Ambovombe Centre
Perle : niteraka roa dia Aina sy Lova
Roger  :  tsy tadidy
3.Rtoa Razanamalala sy Razaka  : niteraka roalahy izy dia :
653 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115