NY FANARAHAN-DRAFITRA ANIVON'NY FLM (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 28
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 6
Tsy ny Pastora no mpiara-miasa amin'ny Loholona, fa ny loholona no mpiara-miasa aminy! Manamafy izany ny SAVARANONANDON'NY LALAMPANORENAN'NY FLM hoe: "rafitra mametraka ny Pastora ho raiamandreny eo amin'ny isaky ny ambaratongam-pitondrana ny an'ny FLM". Hoy koa ny FIZ II ANDIN 8 ANDALANA 2: "Ny Pastora no anankinana indrindra ny fiainan'ny Fitandremana sy ny asany isaky ny ambaratongam-pitondrana rehetra sy ny amin'ny Sampana rehetra". Ary farany dia marihina fa "FITANDREMA-PASTORA" ny Fitandremana, ka mbola manamafy hatrany fa amin'ny raharaham-piangonana rehetra dia PASTORA (NA TONIA NA COACH) ALOHA VAO LOHOLONA (Filoha, mpiara-miasa, sns).
28

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2441