AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 655
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 19
             Ireo taranaka ireo dia nisafidy an’Ambohimiadana ny 30 % ; ary Ambodihady kosa ny 50 % ; ny  ambiny kosa nisafidy ; na nividy toeran-kafa mihitsy.
Ramanandrovola :  sivy no naterany ka tombanana ho 50 ny zafikeliny ; 100 ny zafiafiny ary 244 ny zafindohaliny
Ralango : roa ny zanany tombanana ho 10  ny  zafiny  ary  30 ny zafiafiny.
Rainiberampanjaka : dimy ny naterany tombanana ho 15 ny zafiny ary 40 ny zafiafiny.
Raonisendry  : valo  ny  azy  ny  zanany  ka  tombanana ho 20  ny  zafiny ary 40  ny  zafiafiny
Ravolazandrasa : efatra  ny  azy  ny naterany ka tombanana ho 12 ny zafiny ary 30 ny zafiafiny
Rainitsia : iray ny zanany, tombanana 4 ny zafiny ary 13 ny zafiafiny
Ratsandramanamparivo : roa ny naterany tombanana ho 4 ny zafiny ary 15 ny zafiafiny
Raonisa : roa  ny  zanany  tombanana  ho 5 ny  zafiny  ary 10 ny zafiafiny
Ratsaramanana : telo ny zanany ka tombanana ho 16 ny zafiny ary 36 ny zafiafiny
Rafaralahy Emmanuel : fito ny zanany tombanana ho 21 ny zafiny ary 50 eo ho eo ny zafiafiny

1.6. Ny Taranaky Ralaivao  Emmanuel :
                “ Sud Caserne ” :  30 m eo ho eo , raha avy eny amin’ny fitobian’ny Taxi - Brousse  = Ambositra - Fianarantsoa . 3m , mahery kely kosa , raha ho eny Ampivarotan’omby Alakamisy. 16 m na 18 m  , raha  hizotra  ho  any  amin’ny  lalam - pirenena faha fito . Papabe Ralaivao Emmanuel, rain’i dadabe Randrianarivo Emmanuel , no nividy ny tany  ; 80 Ariary  monja araka ny filazan’i dadabe Ralaivao Emilson  tamiko. Midadasika be io tany io, misy fianakaviana maromaro ao ; izany hoe amin’izy 16 mianadahy , dia ny iray ihany no any Ambohibary Iary ; ao ihany koa anefa ny any amin’ny “ Nord Caserne ”.
Zaza faha efatra nateraky Ingahy Ravelona izy ; ary 16 be izao no mpandova azy
1.Atoa Ramanoelina Celestin : hafa ny reniny
2.Atoa Randrianarivo Emmanuel
3.Rtoa Razananoely
4.Rtoa Razanamalala
5.Rtoa Razafimalala
6.Atoa Randrianoelinina Alfred
7.Rtoa Ravoniarisoa
8.Rtoa Ravaoarinelina Margueritte
9.Rtoa Manoelina
655 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0487