AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 660
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 17
Ny taranak’izy ireo dia nifidy an’Ankorombe mba hitoerany. Rainisoanamboa kosa nonina tao Ambodihady ; Reniben-dRainijaona , izay no nahafantarana azy ; Rainijaona dia ao Andriamamahana sy Ambalamahasoa ny taranany. Rajoma : efatra ny naterany dia :  Rainiary izay niteraka an-dRenivelo sy Raonizafy Bisa , ary Rason. Randevo kosa niteraka an-dRajoseph ; ny zafiny dia i Bera sy Lemova = Zanany ; ary ny taranany . Ingahimbita ao Ambohidahy ; tsy fantatra ny taranany . Ramiza ao Isaha kosa nanana an-dRasiniriana ; Randrianjafy kosa nifidy an’Ambohidahy ary Rain-dRafilipo no zanany ; ary Rafilipo no zafiny ; Ramanandroavola  niteraka  an - dRanisamy sy Rajaonary , ny zafiafiny kosa dia avy eny am- pivarotan’omby Alakamisy . Raonizanaka  no  farany  tsy  fantatra ny  taranany .
*Ravolazandrasa : niteraka efatra . Randriamamelona niteraka an-dRaberinary mianadahy ao Ambohimiadana . Rainisoatafika niteraka an-dRakambana mianadahy avy ao Ambohimiadana . Razafinjaza niteraka an-dRazalia sy ny taranany. Ny zafikeliny dia Ra Jean Pierre mianadahy ao Ambohimiadana . Ny vehivavy iray tsy fantatra ny momba azy , ao Talaky .
*Rainitsia : tokana ny naterany dia Rabeninehaka izay niteraka an-dRandevonandriana ; Randevonandriana kosa niteraka roa dia : Raleza sy Radaniela izay monina ao Ambohibary .
*Ratsandramanamparivo : roa ny naterany  : Ramitombo izay niteraka an-dRenikebo ; Rafaravavy ary Rafaravavy kosa niteraka an-dRazery ao Ankatsaka . Ramanahabola : niteraka an-dRatsimba ao Ankazotokana sy ny taranany , ny iray tsy fantatra .
*Raonisa :  roa ihany koa ny naterany dia , Ralaisanga ; izay niteraka an-dRazaza  , ny zafikeliny dia Rakotozafy . Ratsimahakamo ; tsy hay ny zanany ; fa ny taranany no fantatra ; dia  Ramanamihanta Martin Ernest  , izy ilay  lehiben’ny kantao  Malagasy  voalohany tao  Manolotrony Ambositra . Ny taranany kosa dia ireto avy : Therése ; Alexandre ; Alexis ; Benedicte . Tsy hay ny anankiray amin’izy ireo . Ny rahalahiny  dia Ralaivao Joseph , izay niteraka an-dRaphine ao atsimon’Ampila ary Ravelonjanahary Martine vadin - dRamose Ignace ao Ambala. Mbola mitoetra ao Atsimon’Ampila ny taranak’izy ireo. Ramaminganao ; roa ny naterany dia Rainikambana : ny zafikeliny dia i Pauline sy Margueritte mianadahy avy ao Andriamamahana; ary i Fara . Rainikisa : ny zafikeliny dia Ra Pierre mirahalahy avy ao Maharivo ; ny taranany dia ireto avy : Thomas ; Felix ; Agnes ; Jeanne . Ratsimbazafy Joseph ; kosa niteraka enina mianadahy avy : Lisy = Tiana ; Nory , ireo no fantatra . Liza = Fidy ; Aimée ; Zandry ; Solo ; Malatiana ; Linah ; Eliane ; ireo no fantatra . Ravaoarisoa Marie Marine = Rivo ; Zazah ; Tiana ; Hanitra ; Hary ; Noro Malala ; Solo ; Andry ;Tahiana ; Anjara .Eto Antananarivo . Honorine = Tsy fantatra ny taranany ; Dieu Donné = Louise sy Naina . Fara = tsy hay ny taranany . Ra Esther , ao Dista ny tarany .
660 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147